Entry (1/3) | 1 miloka (loka) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Milalao vola (misy zavatra iadiana: karatra, kodiakely, hazakaza-tsoavaly... ka manome vola an' izay maharesy izay resy na maty loka). [1.1] |
Explanations in English |
4 to gamble [1.7] |
Explanations in French |
5 jouer de l'argent, parier [1.8] |
Examples |
6 Ny mahay miloka manome ainga izay sahy manao aminy, na atao be sy kely ny vola ilokana. [1.437#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 12 miloka |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 midera [Tanosy]
[1.78] |
Entry (3/3) | 15 milokà (loka) |
Part of speech | 16 imperative of active verb miloka |
Explanations in Malagasy |
[1.1] |
Explanations in French |
[1.3] |
Tables and plates |
17 All the active imperatives |
Anagrams | 18 lomika, mikalo, mikola, milako, miloka, milokà, lomika, mikalo, mikola, milako, miloka, milokà |
Updated on 2023/08/25 |