| Entry (1/2) | 1 milefa |
| Root | 2 lefa |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [Tanala] mandositra, mitsoaka mandositra, miafina: Milefa ny ampañatriny i Misy (mandositra ny mpampianany i Misy)
[1.78] 9 [Tanosy] mandositra [1.78] 10 Lasa tsy tana, mandrongatra: Nilefa ilay boloky 11 Mandositra, lasa mihataka haingana tsy ho hita: Nilefa tao an-tranomaizina ny gadra roa lahy 12 Mitriatra, mirifatra, miridana: Nilefa nankany an-tSihanaka any izy [1.1] |
| Explanations in English |
13 to run away, to escape
[1.7] |
| Explanations in French |
14 fuir, s'évader
[1.8] |
| Combinations | 15 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word milefa |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 17 milefà |
| Root | 18 lefa |
| Part of speech | 19 imperative of active verb milefa [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Other spellings | 20 milefasa |
| Anagrams | 21 famely, 22 mifale, milefà, milefa |
| Updated on 2026/08/07 |
|