Entry | mikobana (kobana) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | (rano) Mihetsika indray rehefa avy nandry milamina tsara: Mikobana ny rano fa vao nandroan' ny gana (lamba nosasana) Voasoka tao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony: Efa nikobana ve ity lamba ity hahahiko Mihontsankontsana: Mikobana ity atody ity izany (akanjo) Malalaka loatra ka toy ny mihontsana ny tena ao anatiny [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | mikobàna (kobana) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mikobana | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |