Entry | mikipaka (kipaka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Miala miendaka: Nikipaka ny lamba maintin' ny haizina raha vao niposaka ny masoandro Mihataka, miala, lasa: Tsy faly ireo mpiasa ha nikipaka daholo [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mikipaka | ||||||||
Updated on 2023/01/05 |
![]() |