Entry (1/2) | 1 miketrona |
Root | 2 ketrona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misy ketrona, lefiravina, fiforetan' ny lamba amin' ny tenany ihany: Tsy miketrona ity lamba ity fa henjan-doatra 5 Mihorongorona, mivalombalona madinika: Olona efa miketrona iny ve ho tanora intsony [1.1] |
Explanations in English |
6 to be wrinkled [1.7] |
Explanations in French |
7 être ridé, plissé [1.8] |
Morphology |
|
Analogs | 12 miforitra, mivalombalona, milefitra, mifararemotra, mifendrotra, mitofendrotra, mifentsahona, mikainkona, mikonkina, mikarainkona, mikirotra, mirehoka, mangata-paraky (kiraro) |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word miketrona |
Entry (2/2) | 14 miketròna |
Root | 15 ketrona |
Part of speech | 16 imperative of active verb miketrona |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 [1.3] |
Tables and plates |
19 All the active imperatives |
Anagrams | 20 miketrona, miketròna, miketrona, miketròna |
Updated on 2023/01/20 |