|
|
|
|

Entry1  miketraka
Root  2  ketraka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Tsy mihenjana, migedragedra: Aza atao miketraka ny kofehy
5  Mitsotsotra, mihalefaka: Raha tsy natory aho, tsy niketraka ny hozatro
6  Mihakamo: Asa fa niketraka tamin' ny fianarana ny zanakao tato ho ato
7  Kivy, rera-po: Aza mora miketraka fa lehilahy [1.1]
Explanations in English  8  to be loose [1.7]
Explanations in French  9  être détendu; se décourager [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word miketraka

Updated on 2023/01/20