Entry mikatroka rarangy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Synonyms manao rarangy ~ mamely rarangy
Elementary words mikatroka, rarangy

Updated on 2023/04/16