Entry (1/2) | 1 mikarantsana (karantsana) |
Part of speech | 2 active verb or adjective |
Vocabulary |
3 Sound |
Explanations in Malagasy | 4 Enti-milaza feo avo sy mazava tsara, tsy misy migarera na farimparina: Mikarantsana ny feon' io zazalahy io rehefa mihira 5 Mikiririoka: Mikarantsana io vehivavy io raha miteny [1.1] |
Explanations in English | 6 to sound loudly, to clang [1.7] |
Explanations in French | 7 résonner, être sonore [1.8] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mikarantsàna (karantsana) |
Part of speech | 13 imperative of active verb mikarantsana |
Explanations in Malagasy | 14 [1.1] |
Explanations in French | 15 [1.3] |
Tables and plates |
16 All the active imperatives |
Anagrams | 17 mikarantsana, mikarantsàna, mikarantsana, mikarantsàna |
Updated on 2023/01/20 |