|
|
|
|

Entry1  mijery (jery)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  mihevitra [Sihanaka] [1.78]
4  Manatodika ny maso any amin' olona na zavatra iray mba hahita azy: Sady nijery ahy izy no niteny izany
5  Mitazana: Aza mandany andro mijery eo am-baravarankely eo ianao
6  Mitandrina: Nahoana no tsy mijery izay ataonao akory ianao
7  Mihevitra: Tsy mijery afatsy ny fahamendrehany aho, / Mikarakara: Rakoto ve hijery ny mahantra
8  Mahita ka tsy miraharaha, tsy milaza: Aza mijery arma an-tava
9  Misy hevitra iraisana: mitily, mitsikilo, mizaha taratra, manazangazana, manarangarana, mangarangarana, mitaratra, manompirana, mangala-pijery, manao jery vilana, manao very maso, mitsipalotra (ny maso), mitodika, miherika, mangarika, mandritika, mijery ambony, miandrandra [1.1]
Explanations in English  10  to look at [1.7]
Explanations in French  11  regarder [1.8]
Examples  12  Misy fetra ny fahazakan' ny olona mijery na manao zava-doza. [2.472]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Synonyms  17  mila jery
Analogs  18  Mitazana, mikandrana, mitanjo, manopy maso, mitsirika, manombana, mibandrina, mivandrina, mivandraka, mivandravandra, mibanjina
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word mijery

Updated on 2023/01/20