Entry mijananaika (jananaika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mirotsaka tsy misy fiatoana (orana), mivoaka tsy mety mijanona (ra), toa mitifitra azy amin' ny ratra [1.1]
Morphology 
Present : mijananaika
Past : nijananaika
Future : hijananaika
Synonyms mijananaka

Anagrams 

Updated on 2023/01/05