Entry jananaika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Firotsahan' ny orana tsy misy fiatoana, fivoahan' ny ra toa mitifitra tsy mety mijanona amin' ny ratra [1.1]
Derivatives 
Synonyms jananaka

Updated on 2020/07/31