|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mijabajaba
Root  2 jabajaba
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandeha mamindra na mamindra kitoatoa sy mitsapatsapa ao anatin' ny maizina: Maninona àry Rangahy io no mijabajaba ohatra an' io, kanefa andro mazava izao
9 Miteny na mitsofoka be fahatany amin' ny haizina sy ny kitoatoa, amin' izay tsy fantatra: Aza mijabajaba amin' izany ianao fa zavatra tsy fantatrao izany [1.1]

Entry (2/2) 10  mijabajabà
Root  11 jabajaba
Part of speech  12  imperative of active verb mijabajaba [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mijabajaba, mijabajabà

Updated on 2026/08/15