|
|
|
|

Entry mihorona (horona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihodina mivoromborona: Efa mihorona ny tady
Miforitra: Mihorona ny tsihy
Miketrona sy mifandrirotra: Mihorona ny hodi-doha [1.1]
Explanations in English To be in a roll, to be rolled up [1.7]
Explanations in French être enroulé, qu'on roule [1.8]
Examples Na ny omby aza no karavasiana, hita fa mifihifihy, taitra ary mihorona ny hodiny nandalovan' ilay dian-karavasy. [2.472]
Morphology 
Present : mihorona
Past : nihorona
Future : hihorona
Imperative : mihoròna

Entry mihoròna (horona)
Part of speech imperative of active verb mihorona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20