Entry |
mihodidina
(hodidina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Voahodidina, voafefy: Mihodidin-tamboho ny tokotaninay Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Nihodidina ny farihy izahay Tsirairay: Lafoko enimpolo mihodidina ny akoho nentiko teny an-tsena [1.1]
|
Explanations in English | To go all the way around; to be encircled [1.7]
|
Explanations in French | Faire le tour de; être encerclé [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mihodidina |
Past : |
nihodidina |
Future : |
hihodidina |
Imperative : |
mihodidìna |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mihodidìna
(hodidina)
|
Part of speech | imperative of active verb mihodidina
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|