|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mihizina
Root  2 hizina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Feno hipoka, tsy ahazoana mikofoka: Mihizina ny trano azon' ny vahoaka
9 Mihitsoka, milentika: Mihizina ao amin' ny hidin-trano ny fanalahidy
10 Mihidy, mihiboka: Mihizina ao an-trano ao izy
11 Mijanona ela, milentika: Nahoana no nihizina tany an-tsena tany ialahy?
12 Mihenahena, mitokona [1.1]
Explanations in English  13 to be crowded, full [1.7]
Explanations in French  14 être bondé [1.8]
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihizina

Entry (2/2) 16  mihizìna
Root  17 hizina
Part of speech  18  imperative of active verb mihizina [Full list]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  19 mahiziñy, mihizina, mihizìna

Updated on 2026/08/06