|
|
|
|

Entry 1  mihevitra
Root  2 hevitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamorona na manan-javatra ao an-tsaina, ao an-doha; misaintsaina: Tsy tsara ny mihevi-dratsy olona
9 Mieritreritra: Latsadranomaso izy nihevitra ny fahorian-janany
10 Mandinika lalina, miady hevitra momba: Mihevi-draharaha ny lehibe ka tsy azo kotabaina
11 Mikasa, manampo, mikendry: Mihevitra ny hiainga rahampitso aho
12 Mandray, mitsara: Ahoana no iheveranao an' izany fihetsiky ny zakaizanao izany
13 Mino, mieritreritra: Iza no hihevitra fa hahavita izany Rangahy iny [1.1]
Explanations in English  14 to think, to consider; to talk over [1.7]
Explanations in French  15 penser, penser à; méditer, délibérer sur [1.8]
Examples  16  tsy very saina aho fa mihevitra nahoana hianao no toa mitomany? [2.131]
17  Hano aloha ny hanina, fa rehefa avy eo indray, mihevitra. [2.470#106]
18  Hita ho nihevi-tena ho lehilahy lehibe sahady izy tamin' izany. [2.472#10]
Proverbs  19  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21