|
|
|
|

Entry 1  mihemotra
Root  2 hemotra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandroso miverina, manao dia miverina, manao dia mianotra: Mikisaha fa mihemotra itsy fiarakodia itsy
9 Mandositra (fa resy): Herezo ihany fa efa mihemotra ny fahavalo
10 Miala, miova hevitra: Saika hilatsaka hofidina Baba saingy nihemotra
11 Mihafohy, misintona: Nihemotra ny pataloan' Ikoto nony nosasana
12 Mihena, mitambotsotra, midina: Soa ihany fa efa nihemotra ny vidim-bary [1.1]
Explanations in English  13 to draw back, to retire, to retreat, to backslide, to apostatize. [1.2]
14 to draw back; to fall back into evil ways [1.7]
Explanations in French  15 reculer, se retirer [1.8]
Examples  16  tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana. [2.472#201]
Analogs  17  manao dia mianotra, 18  manao dia miverina, 19  mandrorona, 20  mianotra, 21  mikemo, 22  Mitakemotra, 23  mitambotsotra, 24  mitodi-doha, 25  miverina ilalana
Combinations  26  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihemotra
Proverbs  27  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22