|
|
|
|

Entry (1/2)1 mandrorona
Root  2rorona
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  [mandroroña] 4midina, manaraka fidinana, mitsiroroka. [Tanala] [1.78]
5Mietry laharana; mitambotsotra: Olona manam-pahaizana toy ireny ka nandrorona mampalahelo.
6(lehilahy) Misakaiza amin' ny vehivavy ambany firazanana noho izy.
7Mihena (hery, saina): Efa mandrorona ny sain' io antidahy io.
8Mihilana, mirona miankandrefana fa efa ho hariva: Efa mandrorona ny masoandro. [1.1]
9miletsy laharana.
10manalefaka ny halaky. [1.13]
Explanations in French  11déroger, régresser, déchoir.
12rétrograder. [1.13]
Morphology 
13 Present :
14 Past :
15 Future :
16 Imperative :
All compound words  175 combinations of this word

Entry (2/2)18 mandroròna
Root  19rorona
Part of speech  20 imperative of active verb mandrorona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  21 mandroròna, mandrorona, 22 maroñandro

Updated on 2025/11/06