Entry mihatsaravelatsihy (tsaravelatsihy (tsara, velatra, tsihy))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Miseho ho tsara etỳ ivelany fotsiny [1.1]
Explanations in English To act hypocritically; literally, to improve by mat spreading without removing bthe dirt below [1.2]
Explanations in French Devenir meilleur en déployant la natte et en montrant le beau côté ; être hypocrite, dissimuler [1.3]
Examples 
1Aza mihatsaravelatsihy eo imason' ny olombelona [2.996]
2Mahay fialana sy kapotsaka, mila hihatsara velatsihy, malamasy tsy marin-toetra [1.381]
3Tsara vava ka mahafa-kenatra, mahay mihatsara-velatsihy ka tsy hita kilema loatra [2.558]
4Angamba tsy te-hihatsaravelatsihy aho ka hamihana eo an-tratrako izay tovovavy tsy tiako akory? [2.5]
Synonyms manao saka manafin-koho
Other spellings 
Proverbs 

Updated on 2023/01/05