|
|
|
|

Entry (1/2)1 mihatra
Root  2hatra
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4Tonga hatrany amin' ny...: Efa mihatra hatramin' ny rihana ambony ny afo.
5Tongamipaka amin' ny: Mihatra amin' ny lehibe ny fitarainanao.
6Mikasika, miantefa (amy): Mihatra aminareo mpianatra indrindra ny teniko.
7Miantraika, mianjera: Mihatra amin' ny fianakaviana manontolo ny heloka vitan' ny olona iray ao anatiny. [1.1]
Explanations in English  8to reach to, to come to.. [1.2]
9to happen to; to reach to. [1.7]
Explanations in French  10arriver à quelqu'un; s'appliquer à; atteindre. [1.8]
Examples  11 Tsy maintsy mihatra aminy izany. [2.499#]
12 Fitsipika roa mbola tsy mihatra ireo ankehitriny. [1.369#]
13 Nolazainy daholo ny zavatra rehetra nihatra taminy. [2.324]
14 Nony re tao an-tanàna ny nihatra taminay, dia tonga daholo ny havanay. [2.472]
Morphology 
15 Present :
16 Past :
17 Future :
18 Imperative :
All compound words  19fotoan-tsy mihatra

Entry (2/2)20 mihatra
Part of speech  21 active verb
Explanations in Malagasy  22manasitrana. [Tanosy] [1.78]

Anagrams  23 hatramy, 24 mihatra, 25 mitraha

Updated on 2025/11/09