Entry hatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahatongavana na fidonana any amin' ny noheverina haleha; fikasihana [1.1]
Morphology 
Simple : hatra, hatramy, hatrany, hatr', ha-
Derivatives 
Analogs  hatramy

Entry hatra
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Teny atambatra: 1) amin' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana: eo, eto, etsy, eroa, ery, eny, ao ato, atsy aroa, ary, any, mba hoenti-milaza faritoerana tratrarina: Hifaninana hazakazaka ianareo hatrerỳ amin' ny foto-paiso erỳ; 2) amin' ny mpampiankina, amy mba hilazana fetran' isa na fotoana tsy azo ihoarana: Manisà hatramin' ny telopolo / Andraso aho hatramin' ny zomà [1.1]
Explanations in English Up to, as far as (of time and space) [1.7]
Explanations in French Depuis, jusqu'à [1.8]
Vocabulary 
Compound words 

Entry hatra
Part of speech adjective
Explanations in English  [Provincial] A word for zatra [1.2]
Explanations in French  [Tankarana] Habitué. § zàtra. [1.19]

Updated on 2023/09/28