|
|
|
|

Entry1  miharo (haro)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  mifangaro [Taisaka] [1.78]
4  miray, mikambana [1.78]
5  Mikambana: Miharo amin' ny ranon' i Betsiboka ny ranon' Ikopa ~ Miharo trano amin' ny rafozany izy [1.1]
Explanations in English  6  to be in a mixed state, to be in a mingled state. [1.2]
7  to be together, to be mixed together (of things) [1.7]
Explanations in French  8  être ensemble, être mélangé (se dit des choses) [1.8]
Examples  9  Mololo miharo amin-jezika no ijoroany, talantalan-kazo misy vilona no eo anoloany. [2.470]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  milaro, mikambana, mifamaho, mifamahofaho, mifangaro, mitambatra, mifadiditra, mifampidipiditra, mifanosona, mifanjevo, miharo voraka, mikoro, tsaporetika
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word miharo

Anagrams  17  mariho, miharo

Updated on 2023/01/20