Entry mifangaro (fangaro (haro))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitambatra ka tonga sarotra avahana: Nifangaro ny ondrintsika
Mitambatra ho iray: Tsy mety mifangaro amin' ny rano ny menaka
Miharo, miaraka amin' ny.,.: Aza mifangaro amin' ireo ankizy mpitabataba ireo ire
Miaraka misafotofoto, mifanosona: Mifangaro ao dahoio ny lambanareo ka samia maka ny azy [1.1]
Explanations in English To be mixed together [1.7]
Explanations in French Se mélanger, être mélangés [1.8]
Examples 
1Mangatsiaka sy vao latsa-panala ny maraina amin' izay ary mifangaro tsy misy anavahana azy intsony ny setroky ny mpahandro hani-masaka sy ny zavona mamirifiry. [2.470]
2Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy. [2.472]
Morphology 
Present : mifangaro
Past : nifangaro
Future : hifangaro
Imperative : mifangaroa
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2022/01/25