|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihambahamba (hambahamba)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Misalasala, tsy tapa-kevitra fa miahotra: Tsy tapa-kevitra na hijanona na handeha Rakoto fa mihambahamba ao 4  Miahotrahotra na miatoato raha miteny [1.1]
Examples  5  Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [2.470]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Entry (2/2)10  mihambahambà (hambahamba)
Part of speech  11  imperative of active verb mihambahamba
Explanations in Malagasy  12  [1.1]
Explanations in French  13  [1.3]
Tables and plates  14  All the active imperatives

Anagrams  15  mihambahamba, mihambahambà, mihambahamba, mihambahambà

Updated on 2023/01/20