|
|
|
|

Entry 1  mifitsaka
Root  2 fitsaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 mipetraka tsara mova tsy ny mifintina mihitsy ny tenany, miampirina [2.314]
9 Mihafisaka, mandry: Mifitsaka ny volon-doha raha lena ~ Mifitsaka ny katsaka azon' ny orana
10 Mifintina: Mifitsaka ny tany tratran' ny orana
11 Mipetraka tsy mihetsika: Mifitsaha aloha ato an-trano fa mangatsiaka any ivelany
12 Miery: Mifitsaka ao anatin' io lava-bato io izy [1.1]
Explanations in English  13 to be flat and thin, to slip into a narrow place [1.7]
Explanations in French  14 être plat et mince [1.8]
Examples  15  nifitsaka toa tsy afa-nihetsika ny marary; [2.470#56]
16  Noho izany rehetra izany, nifitsaka izahay tao amin' ny sekoly na iza na iza. [2.472#247]
17  Rehefa mifitsaka tsara io dia andefasana fako sy tany masaka vaovao indray. [2.117#21]

Anagrams  mifitsaka, 18 mitsifaka

Updated on 2026/04/20