|
|
|
|

Entry1  mifidy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Maka izay tiana an-tsitrapo: Nifidy ny fampianarana aho ho raharahako
Mifantina, mijobona, mitsonga: Nifidy azy tao anatin' ny arivoarivo aho
Mandatsa-bato tsy voateritery ho an-...: Nifidy an-dRabe aho ho solombavambahoaka tao amin' ny faritaninay
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to choose
5  [1.2] to select, to prefer.
Explanations in French  6  [1.8] choisir; élire
Examples  7  [2.472] Tsy fantatro izany, fa anjaran' ialahy no mifidy
8  [2.471] nony mamo ny vahoaka, dia ny nifidy izay tovolahy sy tovovavy tomady sisa nataon' ny mpanjaka sy ny mpijirika andevo...
9  [2.470] hifidy izay ravin-damba mahafa-po azy indrindra izy;
10  [1.10#F.510] Raha izaho no mba nifidy nifantina dia navelako io faratsaikany io, fara-fidy.
Root  11  fidy
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Analogs  16  mifantina, mijobona, mitsongo, mitsaika, manasivana, manivana
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word mifidy

Anagrams  21  fidimy, midify, mifidy

Updated on 2025/01/21