| Entry (1/2) | 1 mifarimbona |
| Root | 2 farimbona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Miaraka: Nifarimbona nanenjika ilay mpangalatra ny mponina rehetra ~ Mifarimbona mitoto vary izy mirahavavy
9 Miaraka miasa: Nifarimbona nandritra ny andro izy telo lahy [1.1] |
| Explanations in English |
10 to operate, as by two or more, alternately upon anything.
[1.2] 11 to act together [1.7] |
| Explanations in French |
12 agir ensemble; coopérer
[1.8] |
| Examples |
13 Nahasosotra, hoy indray ny teniny, fa tsy nety nifarimbona ilay Rangahy.
[2.472#248]
|
| Entry (2/2) | 14 mifarimbòna |
| Root | 15 farimbona |
| Part of speech | 16 imperative of active verb mifarimbona [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | mifarimbona, mifarimbòna |
| Updated on 2026/08/15 |
|