Entry |
mifarimbona
(farimbona (rimbona))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miaraka: Nifarimbona nanenjika ilay mpangalatra ny mponina rehetra ~ Mifarimbona mitoto vary izy mirahavavy Miaraka miasa: Nifarimbona nandritra ny andro izy telo lahy [1.1]
|
Explanations in English | To operate, as by two or more, alternately upon anything. [1.2]
|
| To act together [1.7]
|
Explanations in French | Agir ensemble; coopérer [1.8]
|
Examples | Nahasosotra, hoy indray ny teniny, fa tsy nety nifarimbona ilay Rangahy.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
mifarimbona |
Past : |
nifarimbona |
Future : |
hifarimbona |
Imperative : |
mifarimbòna |
|
|
Entry |
mifarimbòna
(farimbona)
|
Part of speech | imperative of active verb mifarimbona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|