Entry | 1 mifanongoa (tongoa) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mifanaingina, izany hoe ny sasany mitaingina eny ambonin' ny sasany: Tsy nisy vatonifanongoa taorian' ilay rivo-doza [1.1] |
Examples |
4 famirapiratana avokoa no tazana ombieny ombieny, tsy arabe, tsy lalankely, tsy kianja malalaka, tsy tokotany tery, tsy varavaram-pitaratra mifanongoa arivoarivo. [2.470] |
Morphology |
|
Synonyms | 9 mifanindry |
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |