|
|
|
|

Entry1  mifanindry (tsindry)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza zavatra roa ka ny iray eo ambonin' ny iray [1.1]
4  Enti-milaza zavatra roa tonga na mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanindry tamin' ny fanadinanay ny nahaterahan' ny zanak' anabaviko [1.1]
Explanations in French  5  S'empiler, se chevaucher [1.13]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  mifampitaingina, mifanongoa
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word mifanindry

Updated on 2023/01/05