Entry (1/2) | 1 mifankahita (hita) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mihaona: Dimy taona izao isika no nifankahita farany [1.1] |
Examples |
4 Saingy tsaratsara kokoa ho anay ny tsy mifankahita. [2.529] 5 Ny mason' eritreritr' izy rehetra mbola mifankahita ihany! [2.499] 6 Isaky ny roa volana vao mifankahita raha haingana indrindra. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 mifankahità (hita) |
Part of speech | 13 imperative of active verb mifankahita |
Explanations in Malagasy |
[1.1] |
Explanations in French |
[1.3] |
Tables and plates |
14 All the active imperatives |
Anagrams | 15 mifankahita, mifankahità, mifankahita, mifankahità |
Updated on 2023/01/21 |