|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mifaninana
Root  2 inana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mampiady fahaizana na tanjaka na hatsarana mba hahitana izay manana bebe kokoa: Nifaninana mba hampiseho herimpo izy roa lahy [1.1]
Explanations in English  9 to be competing, to be emulating, to be encouraging; to try to provoke to a duel. [1.2]
10 to engage in a contest; to be rivals [1.7]
Explanations in French  11 rivaliser, se faire la concurrence, concourir [1.8]
Examples  12  mifaninana mitoraka any anaty rano kosa I Lidy sy I Saonina, zandrilahin' I Katy sy zokin' I Terezy kely. [2.470#7]

Entry (2/2) 13  mifaninàna
Root  14 faninana
Part of speech  15  imperative of active verb mifaninana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  16 faniminana, mifaninana, mifaninàna

Updated on 2026/08/15