| Entry | 1 mifanalavitra |
| Part of speech | 2 active verb |
| Morphology |
|
| Examples |
6 Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona.
[2.332]
7 mifanalavitra mankaiza anefa isika izao, ataoko ity olona mpiray tanàna? [2.643#8] 8 Rameva no nampiasain' izy ireo nitetezana tanàna maro sady mifanalavitra. [2.117#113] |
| Updated on 2026/04/20 |
|