Entry mifaditra ovana
Elementary words mifaditra ; ovana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manala faditra amin' ny ovana (ny ovana dia ilay faritra mihelaka amin' ny hodi-kazo); manala faditra olona iray ka ovana no entina manala azy, tahaka ny ahitra koa indraindray (mifaditra ahitra) [1.1]
Explanations in English To be sorry for some undeserved calamity happening to another; used also as follows: Mifaditra ovana aho, Andriamanitra! (May not such a thing happen to me, O God!) [1.2]
Compound words 

Updated on 2023/10/04