Entry mifaditra (faditra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manala faditra izany hoe manao faditra mba hisakanana loza atahorana hanjo, na mosavy, na aretina sakanana tsy hahavoa. [1.1]
Explanations in English Having the faditra offered for one. [1.2]
Morphology 
Present : mifaditra
Past : nifaditra
Future : hifaditra
Imperative : mifadira
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/10/06