Entry | miereta > mieritra (eritra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Réfléchir, rêver, songer [1.3] | ||||||||
Examples | Indro aho mamorona loza hanjo anareo, sy mieritra izay hevitra hamelezana anareo.
[2.996] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | mieritreritra | ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mieritra | ||||||||