Entry |
miely
(ely)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mihahaka amin' ny toerana maro: Miely eny an-tsaha izao ny ombinay Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy.
[1.1]
|
Explanations in English | To be scattered, to be diffused [1.7]
|
Explanations in French | Se répandre, se propager [1.8]
|
Examples | Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany:
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
miely |
Past : |
niely |
Future : |
hiely |
Imperative : |
mieleza |
|
Compound words |
|
|