|
|
|
|

Entry 1  miraraka
Root  2 raraka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mianjera na mihintsana ka miely: Nisy ranomanitra niraraka teto ~ Niraraka teto ny vonim-boasary [1.1]
Explanations in English  9 to spill; to fall off; to be scattered [1.7]
Explanations in French  10 se répandre; se désagréger [1.8]
Examples  11  Tahaka ny tsy omby lanitra intsony ny kintana ka indreo miraraka sy miavovona amin' ny tany, raha vohitr' Antananarivo amin' ny alina no tazanin-davitra. [2.470#149]
12  na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona [2.296#117]
Combinations  13  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miraraka
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21