|
|
|
|

Entry 1  midridridridry
Root  2 dridridridry
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mitaraindraina noho ny aretina: Midridridridry mandritra ny alina io marary io
8 Mamoaka feo hafahafa sy maharitra noho ny fikasohana tsy dia malama loatra: Midridridridry ny tongotr' itỳ latabatra itỳ raha vao hetsehina [1.1]
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21