| Entry | 1 dridridridry |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Fitaraindrainana noho ny aretina na ny fahoriana: Tsy te handre ny fidridridridrin' io marary io aho
9 Famoahana feo maharitra hafahafa noho ny fikasohana tsy malama tsara: Akatony tsara ny varavarana fa tsy tantiko ny fidridridridriny tontolo andro [1.1] |
| Explanations in English |
10 same as dredridredry.
[1.2] |
| Vocabulary | 11 Sound |
| Updated on 2026/04/19 |
|