|
|
|
|

Entry 1  midonaka
Root  2 donaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mivoaka setroka: Midonaka izany afo izany [1.1]
Explanations in English  8 to give off smoke [1.7]
Explanations in French  9 donner de la fumée [1.8]
Examples  10  Tsy fantatra intsony lehiroa izay midonaka, na ny kafe hosotroina, na ny afon-drafotsy mpivarotra. [2.470#39]
11  Tsy fantany fa ny garan' Ankodahoto io, izay nisy nandoro tamin' ny alina, ka mbola nitohy nidonaka foana. [2.472#213]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 Ikomandà, 14 mandoaky, 15 mandokay, 16 manidoka, 17 midanoka, midonaka, 18 mikadoña, 19 mikodàna

Updated on 2026/04/21