|
|
|
|

Entry (1/2)1 midoboka
Root  2doboka
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4Midafoka mafy ka mirohana sy migoboka: Andeha isika fa midoboka ny amponga ~ Nisy nanipy vato tao amin' ny farihy ka nidoboka ny rano.
5Mipaika: Nidoboka ny foko teo am.piandrasana ilay vaovao.
6Misamonomonona: Midoboka ny roina misy rano. [1.1]
Explanations in English  7to thump; to sound like a drum. [1.7]
Explanations in French  8donner un son de tambour; produire des sons sourds ou mats. [1.8]
Examples  9 Ny ranomasina midoboka moramora. [2.499#]
10 Inona ary izany : Mivelatra ilay malemy, ka midoboka Raotozafy? [2.69#]
11 Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo. [2.356]
12 Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? [2.471#]
Morphology 
13 Present :
14 Past :
15 Future :
Vocabulary  16 Sound
Synonyms  17midobodoboka
Analogs  18 mitepotepo, 19 mitotototo, 20 mitotovary

Entry (2/2)21 midoboka
Root  22doboka
Part of speech  23 active verb
Explanations in Malagasy  24Mitoetra, mipetraka, mijanona elaela amin' ny toerana iray: Nidoboka tany an.tsena tany ry zareo. [1.1]

Anagrams  25 mibodoka, 26 midoboka

Updated on 2025/09/12