|
|
|
|

Entry (1/2)1  doboka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Vocabulary  8  Sound
Explanations in Malagasy  9  Feon-javatra midafoka, mipoaka, ka mirohana sy migoboka
10  Feon' ampongabe velezina na ny zavamaneno sy ny feon' ny olona manao feo ambany dia ambany: Henonao izany dobok' amponga izany ? [1.1]
Explanations in English  11  a thumping sound, as of a drum [1.7]
Explanations in French  12  son retentissant, sourd, comme celui des tambours, des vagues qui se brisent, des cascades, du bourdonnement des oreilles, d’un coup de poing sur le dos [1.3]
13  son de battement, comme d'un tambour [1.8]
Examples  14  Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko. [2.472]
Compound words 

Entry (2/2)16  doboka
Part of speech  17  noun
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Relative verbs :
21  Names :
22  Adjectives :
Explanations in Malagasy  23  Enti-milaza fijanonana, fipetrahana elaela amin' ny tany na toerana iray. [1.1]

Anagrams  24  doboka, kadobo

Updated on 2023/02/07