Entry (1/2) | 1 mibontsina |
Root | 2 bontsina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mizihitra: Efa nibontsina ve ilay baolina? 5 Mihalehibe kibo (enti-milaza zazavavy bevohoka ivelan' ny fanambadiana) 6 Mirehareha, manao azy ho zavatra: Mibontsina aoka izany Rabe hatramin' ny nahafahany fanadinana [1.1] 7 mizihitra [1.13] |
Explanations in French |
8 gonfler [1.13] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 mibontsìna |
Root | 15 bontsina |
Part of speech | 16 imperative of active verb mibontsina |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Tables and plates |
18 All the active imperatives |
Anagrams | 19 mibontsina, mibontsìna, tsinombina, mibontsina, mibontsìna, tsinombina |
Updated on 2023/01/20 |