|
|
|
|

Entry 1  miboika
Root  2 boika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  miboika dia lasa, mandeha tsy miato. [1.267]
8  Tsy mba mandala vola aman-karena izy amin'ny fianaran'ireo zanany, nefa koa, na miboika tsy ritra toy ny loharano ambody tendrombohitra aza ny volany, dia tsy mba nentiny nizahozaho na oviana na oviana izany; [1.561]

Anagrams  9 mibaiko, 10 miboaky, miboika

Updated on 2026/05/22