|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mibabababa
Root  2 babababa
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miantsoantso mitomany, miantso vonjy: Nibabababa iKoto tamin' ny nanindroman' ny dokotera azy
9 Mimenomenona mitaraina: Nibabababa aoka izany Rakoto tamin' ny namakian' ny tontakely ny tranom-barony [1.1]
Explanations in English  10 to scream [1.2, 1.7]
11 to vociferate, to cry out for help. [1.2]
12 to cry for help [1.7]
Explanations in French  13 Exprimer sa douleur d'une manière bruyante: Nokapohin' ny rainy izy ka nibabababa aoka izany (Frappé par son père il se lamentait étrangement) [1.3]
14 pousser de haut cris [1.8]
Examples  15  Rasoa mibaby azy avy no mihontsokontsona sy mibabababa tsy mahaleo ny fihetsiny ka mandrara hoe: [2.470#16]

Entry (2/2) 16  mibabababà
Root  17 babababa
Part of speech  18  imperative of active verb mibabababa [Full list]

Anagrams  mibabababa, mibabababà

Updated on 2026/08/15