Entry (1/2) | 1 miara- |
Part of speech | 2 morphological form of miaraka |
Examples |
3 miara-mitombo dia miara-voatelina any! [2.643#] 4 miara-mandeha isika, na miara-mijanona! [2.471#] 5 Izaho koa miara-malahelo aminao, ry John! [2.529#] |
Entry (2/2) | 6 miara (ara) |
Part of speech | 7 active verb |
Explanations in Malagasy | 8 mamarana, mandrefy 9 mamatra voa madinika na ranon-javatra [Taisaka] [1.78]10 mamatra [Bara] [1.78] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 mamara |
Anagrams | 15 Arima, Maria, maria, miara- |
Updated on 2023/12/07 |