|
|
|
|

Entry1  miaraka (araka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Tsy misaraka: Miaraka foana Rassolo sy Rabe [1.1]
4  Miray amin' ny: Aza miaraka amin' ny naman-dratsy [1.1]
5  (fanao matoanteny mpanampy): indray manao, samy mandeha na samy manao zavatra: Niara-nilalao izahay fahiny ~ Miara-komana ry zareo [1.1]
Explanations in English  6  To accompany [1.2, 1.7]
7  To go together, to associate [1.2]
8  To go with [1.7]
Explanations in French  9  Accompagner [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word miaraka

Anagrams  20  amarika, mariaka, miakara, miaraka

Updated on 2023/01/20