|
|
|
|

Entry (1/2)1  miaoriana
Root  2  aoriana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandeha eo aoriana: Aoka ianao hiaoriana fa mety hisy loza eto aloha
5  Tsy manondro ny ora marina fa lasa aoriana foana: Miaoriana ity famantaranandroko ity ka hoentiko any amin' ny mpanamboatra famantaranandro [1.1]
Explanations in English  6  to be behind, to be long in coming. [1.2]
Explanations in French  7  être derrière, rester en arrière, être en retard, retarder [1.3#58]
Examples  8  Miaorina izy (Il est derrière) [1.3#58]
9  Miaorina ny famantaranandroko (Ma montre retarde) [1.3#58]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)15  miaoriàna
Root  16  aoriana
Part of speech  17  imperative of active verb miaoriana
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]
Tables and plates  20  All the active imperatives

Anagrams  21  miaoriana, miaoriàna, miaoriana, miaoriàna

Updated on 2023/01/20