|
|
|
|

Entry (1/2)1  miantefa (antefa)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mianjera, miantraika amin-javatra rehefa avy nandeha: Rehefa miantefa amin' ny rano ny tanamasoandro dia miova lalana [1.1]
4  Mihatra amy..., mikasika: Miantefa indrindra amin' ny tanora izany teny izany [1.1]
Explanations in English  5  To light upon, as a bird upon the ground; to pitch upon a mark, as a ball or stone; to be in a settled state; to be arranged, as public business. [1.2]
Examples  6  Noho ny taratry ny afo miantefa amin' ny endriny, dia niova ny volon-kodiny sy ny soratr' akanjo teny aminy. [2.470]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/2)11  miantefà (antefa)
Part of speech  12  imperative of active verb miantefa
Tables and plates  13  All the active imperatives

Anagrams  14  fatimena, miantefa, mifañate

Updated on 2023/01/20